plt_tn/ezk/32/22.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'ireo firenena any amin'ny Fiainan-tsy hita. Satria izay asehon'Andriamanitra an'i Ezekiela dia mety ho an'ny fotoana ho avy, na ny mari-potoana amin'izao (tahaka ny ao amin'ny ULB), na ny mari-potoana ho avy (tahaka ny ao amin'ny UDB) dia mety ho an'ireto andalana ireto sy ireo andalana manaraka.

Asyria sy ireo fiangonany rehetra dia ao

DH: "Ny vahoakan'i Asyria sy ny tafiny dia ao amin'ny Fiainan-tsy hita"

izy rehetra dia maty tamin-tsabatra

DH: "matin-tsabatra avokoa izy rehetra" na "maty tany an'ady izy rehetra." Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "izay matin-tsabatra" tao amin'ny 31:17.

miorina eo amin'ny fakan-drivotry ny lavaka

"ao amin'ny faritra lalina indrindra an'ilay lavaka"

an'ireo izay maty, izay lavon'ny sabatra

DH: "ireo rehetra izay novonoin'ireo fahavalo tamin'ny sabatra" na "ireo rehetra izay maty rehefa novonoin'ireo fahavalo tany an'ady izy ireo"

ireo izay nitondra horohoro teo amin'ny tanin'ny velona

"ireo izay nampahatahotra ny olona tao amin'ilay tanin'ny velona." DH: "ireo izay, fony fahavelon'izy ireo, dia nampiraiki-tahotra tanteraka ny vahoaka"