plt_tn/ezk/32/22.md

24 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'ireo firenena any amin'ny Fiainan-tsy hita. Satria izay asehon'Andriamanitra an'i Ezekiela dia mety ho an'ny fotoana ho avy, na ny mari-potoana amin'izao (tahaka ny ao amin'ny ULB), na ny mari-potoana ho avy (tahaka ny ao amin'ny UDB) dia mety ho an'ireto andalana ireto sy ireo andalana manaraka.
# Asyria sy ireo fiangonany rehetra dia ao
DH: "Ny vahoakan'i Asyria sy ny tafiny dia ao amin'ny Fiainan-tsy hita"
# izy rehetra dia maty tamin-tsabatra
DH: "matin-tsabatra avokoa izy rehetra" na "maty tany an'ady izy rehetra." Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "izay matin-tsabatra" tao amin'ny 31:17.
# miorina eo amin'ny fakan-drivotry ny lavaka
"ao amin'ny faritra lalina indrindra an'ilay lavaka"
# an'ireo izay maty, izay lavon'ny sabatra
DH: "ireo rehetra izay novonoin'ireo fahavalo tamin'ny sabatra" na "ireo rehetra izay maty rehefa novonoin'ireo fahavalo tany an'ady izy ireo"
# ireo izay nitondra horohoro teo amin'ny tanin'ny velona
"ireo izay nampahatahotra ny olona tao amin'ilay tanin'ny velona." DH: "ireo izay, fony fahavelon'izy ireo, dia nampiraiki-tahotra tanteraka ny vahoaka"