plt_tn/ezk/32/19.md

754 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela.

Midìna

Tiana lazaina eto hoe midina any amin'ny Fiainan-tsy hita izy ireo. DH: "Midìna any amin'ny Fiainan-tsy hita."

izy ireo

"Egypta sy ny tafiny"

Ho lavo

"ho faty"

izay matin'ny sabatra

DH: "izay novonoin'ireo fahavalo tamin'ny sabatra" na "izay maty tany an'ady"

Efa nomena ny sabatra izy

DH: "hanafika an'i Egypta ireo fahavalo"

hisambotra azy sy ireo vahoakany maro izy ireo

"ireo fahavalony dia hisintona an'i Egypta sy ireo mpanompony"

ireo vahoakany maro

Ireo mety ho heviny dia 1) ireo vahoakan'i Egypt na 2) ny tafik'i Egypta.

momban'i Egypta sy ireo mpiara-dia aminy

DH: "momban'ireo Egyptiana sy ireo izay miaraka amin'izy ireo"