# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela. # Midìna Tiana lazaina eto hoe midina any amin'ny Fiainan-tsy hita izy ireo. DH: "Midìna any amin'ny Fiainan-tsy hita." # izy ireo "Egypta sy ny tafiny" # Ho lavo "ho faty" # izay matin'ny sabatra DH: "izay novonoin'ireo fahavalo tamin'ny sabatra" na "izay maty tany an'ady" # Efa nomena ny sabatra izy DH: "hanafika an'i Egypta ireo fahavalo" # hisambotra azy sy ireo vahoakany maro izy ireo "ireo fahavalony dia hisintona an'i Egypta sy ireo mpanompony" # ireo vahoakany maro Ireo mety ho heviny dia 1) ireo vahoakan'i Egypt na 2) ny tafik'i Egypta. # momban'i Egypta sy ireo mpiara-dia aminy DH: "momban'ireo Egyptiana sy ireo izay miaraka amin'izy ireo"