plt_tn/ezk/32/05.md

16 lines
480 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Farao sy mampitaha azy amin'ny biby masiaka izay miaina ao anaty rano.
# fahalovan'ny fatinao
"ny fatinao izay lo"
# Ary handraraka ny rànao manerana ny tendrombohitra Aho
DH: "ny tany dia hataoko tondraka amin'ny rànao manerana ny lalana rehetra mankany amin'ny tendrombohitra."
# ho feno ny rànao ny fandrian-drano
DH: "Ho fenoiko ny rànao ny rano" na "ary ho fenoin'izy ireo amin'ny rànao ny rano"