# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'i Farao sy mampitaha azy amin'ny biby masiaka izay miaina ao anaty rano. # fahalovan'ny fatinao "ny fatinao izay lo" # Ary handraraka ny rànao manerana ny tendrombohitra Aho DH: "ny tany dia hataoko tondraka amin'ny rànao manerana ny lalana rehetra mankany amin'ny tendrombohitra." # ho feno ny rànao ny fandrian-drano DH: "Ho fenoiko ny rànao ny rano" na "ary ho fenoin'izy ireo amin'ny rànao ny rano"