plt_tn/ezk/32/01.md

1.2 KiB

Tamin'ny volana faharoa ambin'ny folon'ny ... tamin'ny voalohan'ny volana

Ity dia volana faharoa ambin'ny folo sy farany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manakaiky ny faran'ny Febroary.

taona faharoa ambin'ny folo

DH: "tamin'ny faharoa ambin'ny folo taona nanaovana sesitany an'i Joiakima mpanjaka."

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

Tahaka ny liona tanora eo amin'ireo firenena ianao ... tahaka ny biby masiaka ao an-dranomasina

Ireo mety ho heviny dia 1) Nihevitra izy fa tahaka ny liona izy, kanefa izy dia tena biby masiaka ihany, na 2) tahaka ny liona sy biby masiaka izy

Tahaka ny liona tanora eo amin'ireo firenena

Egypta dia natanjaka kokoa noho ireo firenena hafa, tahaka ireo liona izay matanjaka kokoa noho ireo biby hafa.

tahaka ny biby masiaka ao an-dranomasina

Farao dia natanjaka saingy niteraka korontana ho an'ny hafa fotsiny izy, tahaka ny famaritana ity biby masiaka ao anaty rano ity.

biby masiaka

Ny biby masiaka dia biby izay lehibe sy mampidi-doza. Mety ho voay ity iray ity. Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 29:1.