plt_tn/ezk/31/12.md

24 lines
527 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy ny fanoharan'i Yaveh momban'ilay sedera.
# izay horohoron'ny firenena rehetra
"izay nampahatahotra ny firenena rehetra"
# no nanapaka azy
"nanapaka an'ilay sedera"
# ireo rantsany dia mitoetra potipotika
"notapahan'ireo vahiny ireo rantsan'ilay sedera"
# rantsana
Ny rantsana dia sampan-kazo tena lehibe izay maniry eny amin'ny hazo. Matetika, misy sampana kelikely kokoa maniry eny amin'ireo rantsana.
# nivoaka avy tao ambanin'ny alokany
"namela ny alokan'ilay sedera"