plt_tn/ezk/31/12.md

527 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy ny fanoharan'i Yaveh momban'ilay sedera.

izay horohoron'ny firenena rehetra

"izay nampahatahotra ny firenena rehetra"

no nanapaka azy

"nanapaka an'ilay sedera"

ireo rantsany dia mitoetra potipotika

"notapahan'ireo vahiny ireo rantsan'ilay sedera"

rantsana

Ny rantsana dia sampan-kazo tena lehibe izay maniry eny amin'ny hazo. Matetika, misy sampana kelikely kokoa maniry eny amin'ireo rantsana.

nivoaka avy tao ambanin'ny alokany

"namela ny alokan'ilay sedera"