plt_tn/ezk/31/01.md

1.1 KiB

Ary

Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hilazana ity, dia ampiasao eto izany.

tamin'ny taona fahiraika ambin'ny folo

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 26:1.

tamin'ny volana fahatelo, tamin'ny andro voalohan'ny volana

"tamin'ny andro voalohan'ny volana fahatelo." Ity dia volana fahatelo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manakaiky ny fiantombohan'ny Jiona amin'ny tetiandro Tandrefana.

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

Ao amin'ny fahalebiazanao, tahaka an'iza ianao?

"iza no lehibe tahaka anao?" Mampiasa ity fanontaniana ity Yaveh mba hampidirana lohahevitra vaovao. Farao dia nihevitra fa ny fireneny no lehibe indrindra, nefa Andriamanitra dia eo andalam-piresahana momban'ny firenena lehibe hafa. DH: "ianao dia mihevitra fa tsy misy firenena izay lehibe tahaka ny fahefan'ny firenenao ny fahefany." (UDB)