forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Ary
|
||
|
|
||
|
Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hilazana ity, dia ampiasao eto izany.
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny taona fahiraika ambin'ny folo
|
||
|
|
||
|
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 26:1.
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny volana fahatelo, tamin'ny andro voalohan'ny volana
|
||
|
|
||
|
"tamin'ny andro voalohan'ny volana fahatelo." Ity dia volana fahatelo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manakaiky ny fiantombohan'ny Jiona amin'ny tetiandro Tandrefana.
|
||
|
|
||
|
# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
|
||
|
|
||
|
# zanak'olona
|
||
|
|
||
|
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.
|
||
|
|
||
|
# Ao amin'ny fahalebiazanao, tahaka an'iza ianao?
|
||
|
|
||
|
"iza no lehibe tahaka anao?" Mampiasa ity fanontaniana ity Yaveh mba hampidirana lohahevitra vaovao. Farao dia nihevitra fa ny fireneny no lehibe indrindra, nefa Andriamanitra dia eo andalam-piresahana momban'ny firenena lehibe hafa. DH: "ianao dia mihevitra fa tsy misy firenena izay lehibe tahaka ny fahefan'ny firenenao ny fahefany." (UDB)
|