plt_tn/ezk/30/25.md

783 B

Fa hampatanjaka ny sandrin'ny mpanjakan'i Babylona Aho

"ho ataoko matanjaka ny sandrin'ny mpanjakan'i Babylona"

raha mbola hiraviravy ny tanan'i Farao

"fa Farao dia tsy ho afaka ny hampiasa ny sandriny" na "halemy loatra ny sandrin'i Farao ka tsy afaka ny hampiasa ireo izy"

Dia ho fantatr'izy ireo

Ny hoe "izy ireo" dia mety maneho an' 1) "ireo Egyptiana" na 2) "ny olona rehetra izay mandre ny nataon'i Yaveh."

ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.

fa hanafika ny tanin'i Egypta amin'izany izy

"ary ny mpanjakan'i Babylona dia hanafika ny tany Egypta amin'ny sabany"

haeliko eo amin'ireo firenena i Egypta ary haparitako manerana ny tany izy ireo

Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy tao amin'ny 20:23.