# Fa hampatanjaka ny sandrin'ny mpanjakan'i Babylona Aho "ho ataoko matanjaka ny sandrin'ny mpanjakan'i Babylona" # raha mbola hiraviravy ny tanan'i Farao "fa Farao dia tsy ho afaka ny hampiasa ny sandriny" na "halemy loatra ny sandrin'i Farao ka tsy afaka ny hampiasa ireo izy" # Dia ho fantatr'izy ireo Ny hoe "izy ireo" dia mety maneho an' 1) "ireo Egyptiana" na 2) "ny olona rehetra izay mandre ny nataon'i Yaveh." # ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6. # fa hanafika ny tanin'i Egypta amin'izany izy "ary ny mpanjakan'i Babylona dia hanafika ny tany Egypta amin'ny sabany" # haeliko eo amin'ireo firenena i Egypta ary haparitako manerana ny tany izy ireo Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy tao amin'ny 20:23.