plt_tn/ezk/30/22.md

36 lines
875 B
Markdown

# izao no lazain'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity ao amin'ny 3:10.
# ilay matanjaka sy ilay tapaka
"ny sandry izay salama sy ny sandry izay efa tapaka"
# hampilatsaka ny sabatra eny an-tanany
"hahalavo ny sabatra eny an-tanan'i Farao Aho"
# Haeliko eo amin'ireo firenena i Egypta ary haparitako eo amin'ny tany izy ireo
Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy tao amin'ny 20:23.
# tany
firenena
# Hatanjahiko ireo sandrin'ny mpanjakan'i Babylona
"ho ataoko matanjaka ny sandrin'ny mpanjakan'i Babylona"
# Hisento eo anoloan'ny mpanjakan'i Babylona izy
rehefa tonga hanafika an'i Egypta ny mpanjakan'i Babylona, dia hisento Farao.
# hisento
Ny sento dia feo mafy izay ataon'ny olona rehefa feno fanaintainana na ho faty izy ireo.
# amin'ny fisenton'ny olona ho faty izy
"toy ny hisentoan'ny olona izay ho faty" na "toy ny olona izay ho faty"