plt_tn/ezk/30/22.md

875 B

izao no lazain'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity ao amin'ny 3:10.

ilay matanjaka sy ilay tapaka

"ny sandry izay salama sy ny sandry izay efa tapaka"

hampilatsaka ny sabatra eny an-tanany

"hahalavo ny sabatra eny an-tanan'i Farao Aho"

Haeliko eo amin'ireo firenena i Egypta ary haparitako eo amin'ny tany izy ireo

Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy tao amin'ny 20:23.

tany

firenena

Hatanjahiko ireo sandrin'ny mpanjakan'i Babylona

"ho ataoko matanjaka ny sandrin'ny mpanjakan'i Babylona"

Hisento eo anoloan'ny mpanjakan'i Babylona izy

rehefa tonga hanafika an'i Egypta ny mpanjakan'i Babylona, dia hisento Farao.

hisento

Ny sento dia feo mafy izay ataon'ny olona rehefa feno fanaintainana na ho faty izy ireo.

amin'ny fisenton'ny olona ho faty izy

"toy ny hisentoan'ny olona izay ho faty" na "toy ny olona izay ho faty"