plt_tn/ezk/30/20.md

1.1 KiB

Ary

Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hilazana ity, dia ampiasao eto izany.

taona fahiraika ambin'ny folo

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 26:1.

tamin'ny volana voalohany, tamin'ny andro fahafiton'ny volana

"tamin'ny andro fahafiton'ny volana voalohany." Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafito dia manakaiky ny fiantombohan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"Niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

nanapaka ny sandrin'i Farao

Eto ny hoe "tanana" dia maneho ny fahefan'ny mpanjaka iray.

Indro!

Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika mba hitandrina amin'ny fampahafantarana manaraka.

Tsy nofonosana izany, na nositranina tamin'ny famatorana

DH: "Tsy nofonosina ny sandriny ary tsy misy fanafody ka afaka ny ho sitrana"

famatorana

sombin'akanjo izay ataon'ny olona eo amin'ny ratra mba ho sitrana izany.