plt_tn/ezk/30/20.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hilazana ity, dia ampiasao eto izany.
# taona fahiraika ambin'ny folo
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 26:1.
# tamin'ny volana voalohany, tamin'ny andro fahafiton'ny volana
"tamin'ny andro fahafiton'ny volana voalohany." Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafito dia manakaiky ny fiantombohan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.
# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
"Niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
# zanak'olona
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.
# nanapaka ny sandrin'i Farao
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ny fahefan'ny mpanjaka iray.
# Indro!
Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika mba hitandrina amin'ny fampahafantarana manaraka.
# Tsy nofonosana izany, na nositranina tamin'ny famatorana
DH: "Tsy nofonosina ny sandriny ary tsy misy fanafody ka afaka ny ho sitrana"
# famatorana
sombin'akanjo izay ataon'ny olona eo amin'ny ratra mba ho sitrana izany.