plt_tn/ezk/30/15.md

40 lines
856 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto dia tenin'i Yaveh momban'i Egypta
# Fa handraraka ny fahatezerako amin'i Sina Aho
"Fa hiasa amin-kahatezerana manohitra an'i Sina Aho" na "Satria tena tezitra Aho, dia hanasazy mafy an'i Sina"
# Sina
Ity dia tanàna manan-danja tany Egypta avaratra
# hanapaka ny maro any No
"hamono ireo vahoaka maro an'isa any No"
# No
Jereo ny fomba nandikanao ny anaran'ity tanàna ity tao amin'ny 30:13.
# Dia handoro an'i Egypta Aho
"handrehitra an'i Egypta amin'ny afo Aho"
# ho ory mafy
"hanaintaina mafy" na "hahatsapa fanaintainana mafy"
# ho rava i No
"ho simba i No." Fandikana hafa: "ho resin'ireo fahavalo i No."
# Memfisy
Jereo ny fomba nandikanao ny anaran'ity tanàna ity tao amin'ny 30:13.
# hiatrika fahavalo isan'andro i Memfisy
Fandikana hafa: "hatahotra isan'andro ny vahoakan'i Memfisy"