plt_tn/ezk/30/15.md

856 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto dia tenin'i Yaveh momban'i Egypta

Fa handraraka ny fahatezerako amin'i Sina Aho

"Fa hiasa amin-kahatezerana manohitra an'i Sina Aho" na "Satria tena tezitra Aho, dia hanasazy mafy an'i Sina"

Sina

Ity dia tanàna manan-danja tany Egypta avaratra

hanapaka ny maro any No

"hamono ireo vahoaka maro an'isa any No"

No

Jereo ny fomba nandikanao ny anaran'ity tanàna ity tao amin'ny 30:13.

Dia handoro an'i Egypta Aho

"handrehitra an'i Egypta amin'ny afo Aho"

ho ory mafy

"hanaintaina mafy" na "hahatsapa fanaintainana mafy"

ho rava i No

"ho simba i No." Fandikana hafa: "ho resin'ireo fahavalo i No."

Memfisy

Jereo ny fomba nandikanao ny anaran'ity tanàna ity tao amin'ny 30:13.

hiatrika fahavalo isan'andro i Memfisy

Fandikana hafa: "hatahotra isan'andro ny vahoakan'i Memfisy"