plt_tn/ezk/30/13.md

649 B

Izao no lazain'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:5.

hitondra fiafarana amin'ireo sampy tsy mendrika

"hamotika ireo sampy tsy misy ilàna azy"

Memfisa

Memfisa dia tanàna tena manan-danja any Egypta.

andrian-dahy ao amin'ny tany Egypta

"mpanapaka manan-danja any amin'ny tany Egypta"

hametraka fampihorohoroana eo amin'ny tany Egypta Aho

"hampatahotra mafy an'ireo vahoakan'i Egypta Aho"

Patrosa

Ity dia faritra any atsimon'i Egypta

ho dorako i Zoana

"handrehitra an'i Zoana amin'ny afo Aho"

Zoana

Zoana dia tanàna hafa manan-danja any Egypta.

No

tanàna renivohitry ny Egypta atsimo ity.