# Izao no lazain'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:5. # hitondra fiafarana amin'ireo sampy tsy mendrika "hamotika ireo sampy tsy misy ilàna azy" # Memfisa Memfisa dia tanàna tena manan-danja any Egypta. # andrian-dahy ao amin'ny tany Egypta "mpanapaka manan-danja any amin'ny tany Egypta" # hametraka fampihorohoroana eo amin'ny tany Egypta Aho "hampatahotra mafy an'ireo vahoakan'i Egypta Aho" # Patrosa Ity dia faritra any atsimon'i Egypta # ho dorako i Zoana "handrehitra an'i Zoana amin'ny afo Aho" # Zoana Zoana dia tanàna hafa manan-danja any Egypta. # No tanàna renivohitry ny Egypta atsimo ity.