plt_tn/ezk/30/12.md

701 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto dia tenin'i Yaveh momban'i Egypta.

Hamadika ny renirano ho tany maina Aho

"hanamaina ireo reniranon'i Egypta Aho"

hivarotra ny tany eo an-tanan'ny olona ratsy fanahy

Yaveh dia hanome an'ireo Babyloniana hifehy an'i Egypta tahaka ny olona iray izay mivarotra zavatra manome ilay mpividy izany ny fifehezana izany zavatra izany. Fandikana hafa: "homeko ny olona ratsy fanahy ny famehezana ny tany."

Amin'ny alalan'ny tanan'ny fahavalo no hanaovako ny tany sy ny fahafenoany ho rava

"hahatonga ny olona avy amin'ny firenena hafa hamotika ilay tany sy ny zavatra rehetra ao amin'izany Aho"

ny fahafenoany

"ny zavatra rehetra ao amin'ilay tany"