plt_tn/ezk/30/12.md

20 lines
701 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto dia tenin'i Yaveh momban'i Egypta.
# Hamadika ny renirano ho tany maina Aho
"hanamaina ireo reniranon'i Egypta Aho"
# hivarotra ny tany eo an-tanan'ny olona ratsy fanahy
Yaveh dia hanome an'ireo Babyloniana hifehy an'i Egypta tahaka ny olona iray izay mivarotra zavatra manome ilay mpividy izany ny fifehezana izany zavatra izany. Fandikana hafa: "homeko ny olona ratsy fanahy ny famehezana ny tany."
# Amin'ny alalan'ny tanan'ny fahavalo no hanaovako ny tany sy ny fahafenoany ho rava
"hahatonga ny olona avy amin'ny firenena hafa hamotika ilay tany sy ny zavatra rehetra ao amin'izany Aho"
# ny fahafenoany
"ny zavatra rehetra ao amin'ilay tany"