plt_tn/ezk/29/13.md

365 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Farao.

niparitahan'izy ireo

DH: "nanaparitahako azy ireo"

Ho averiko ireo haren'i Egypta

"homeko an'i Egypta izay very taminy"

ny faritr'i Patrosa

ny faritra atsimon'i Egypta eo anelanelan'i Delta sy ny tanin'i Kosy. Ity ihany koa dia antsoina hoe Egypta Ambony.