# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Farao. # niparitahan'izy ireo DH: "nanaparitahako azy ireo" # Ho averiko ireo haren'i Egypta "homeko an'i Egypta izay very taminy" # ny faritr'i Patrosa ny faritra atsimon'i Egypta eo anelanelan'i Delta sy ny tanin'i Kosy. Ity ihany koa dia antsoina hoe Egypta Ambony.