plt_tn/ezk/28/14.md

12 lines
301 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny mpanjakan'i Tyro.
# ireo vato mirehitra
Ity dia mety maneho an'ireo vato miloko sy mamiratra voatonona tao amin'ny 28:11.
# tamin'ny andro izay namoronana anao
DH: "hatramin'ny andro izay namoronako anao."