Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny mpanjakan'i Tyro.
ireo vato mirehitra
Ity dia mety maneho an'ireo vato miloko sy mamiratra voatonona tao amin'ny 28:11.
tamin'ny andro izay namoronana anao
DH: "hatramin'ny andro izay namoronako anao."