plt_tn/ezk/28/11.md

693 B

Tonga tamiko indray ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1

manandrata hira fisaonana

"mihirà hira fandevenana" na "mihirà hira fisaonana" na "mihirà hira mampalahelo" (UDB)

ianao no modelin'ny fahatanterahana

Fandikana hafa: "tonga lafatra ianao"

feno fahendrena ary lafatra amin'ny hatsaran-tarehy

"tena hendry sy tsara tarehy"

Mandrakotra anao ireo vato sarobidy rehetra

"miravaka ny karazana vato sarobidy rehetra ianao." Ity dia maneho fa tena nanan-karena ilay mpanjaka.

robina, topazy, emeralda, krysolita, onyksa, jaspy, safira, karneola, ary ny beryla

Ireo no vato sarobidy rehetra amin'ny lokony samihafa.