plt_tn/ezk/28/11.md

24 lines
693 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tonga tamiko indray ny tenin'i Yaveh
"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1
# manandrata hira fisaonana
"mihirà hira fandevenana" na "mihirà hira fisaonana" na "mihirà hira mampalahelo" (UDB)
# ianao no modelin'ny fahatanterahana
Fandikana hafa: "tonga lafatra ianao"
# feno fahendrena ary lafatra amin'ny hatsaran-tarehy
"tena hendry sy tsara tarehy"
# Mandrakotra anao ireo vato sarobidy rehetra
"miravaka ny karazana vato sarobidy rehetra ianao." Ity dia maneho fa tena nanan-karena ilay mpanjaka.
# robina, topazy, emeralda, krysolita, onyksa, jaspy, safira, karneola, ary ny beryla
Ireo no vato sarobidy rehetra amin'ny lokony samihafa.