forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
500 B
Markdown
16 lines
500 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Yaveh manohy mampitaha an'i Jerosalema amin'ny vilany.
|
|
|
|
# Hanampy ny kitay ihany koa Aho
|
|
|
|
Ity dia midika fa ao ambanin'ilay vilany ilay kitay, izay maneho an'i Jerosalema. "ho ataoko lehibe kokoa aza ny kitay ao amin'ny afo ao ambaninao"
|
|
|
|
# Hatohofy ... areto ... andrahoy ... avelao ho may ireo taolana
|
|
|
|
Yaveh dia manome ireo baiko ireo amin'ny olona anaty sary an-tsaina izay tafiditra anatin'ilay sariteny.
|
|
|
|
# avelao ho may ireo taolana
|
|
|
|
"dory ireo taolana"
|