plt_tn/ezk/24/09.md

500 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy mampitaha an'i Jerosalema amin'ny vilany.

Hanampy ny kitay ihany koa Aho

Ity dia midika fa ao ambanin'ilay vilany ilay kitay, izay maneho an'i Jerosalema. "ho ataoko lehibe kokoa aza ny kitay ao amin'ny afo ao ambaninao"

Hatohofy ... areto ... andrahoy ... avelao ho may ireo taolana

Yaveh dia manome ireo baiko ireo amin'ny olona anaty sary an-tsaina izay tafiditra anatin'ilay sariteny.

avelao ho may ireo taolana

"dory ireo taolana"