plt_tn/ezk/24/01.md

20 lines
556 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh miresaka amin'i Ezekiela.
# Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
# tamin'ny taona fahasivy
DH: "tamin'ny taona fahasivy nanaovana sesitany an'i Joiakima mpanjaka.
# tamin'ny volana fahafolo, sy tamin'ny andro fahafolon'ny volana
"tamin'ny andro fahafolon'ny volana fahafolo." Ity dia volana fahafolo amin'ny tetiandro Hebreo.
# nanaovan'ny mpanjakan'i Babylona fahirano an'i Jerosalema
Ny tafik'i Babylona dia aseho amin'ny mpitariny.