plt_tn/ezk/24/01.md

556 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka amin'i Ezekiela.

Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

tamin'ny taona fahasivy

DH: "tamin'ny taona fahasivy nanaovana sesitany an'i Joiakima mpanjaka.

tamin'ny volana fahafolo, sy tamin'ny andro fahafolon'ny volana

"tamin'ny andro fahafolon'ny volana fahafolo." Ity dia volana fahafolo amin'ny tetiandro Hebreo.

nanaovan'ny mpanjakan'i Babylona fahirano an'i Jerosalema

Ny tafik'i Babylona dia aseho amin'ny mpitariny.