plt_tn/ezk/23/38.md

637 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka an'i Ezekiela momban'i Ohola sy Oholiba.

tamin'izany andro izany ihany no nandotoany ny Sabatako

Ny hoe "tamin'izany andro izany ihany" dia maneho ny fehezanteny teo aloha hoe "nandoto ny fitoerako masina." DH: "ary tamin'io andro io ihany izy ireo dia nandoto ny fitoerako masina, nandoto ny Sabatako izy ireo"

tonga teo amin'ny fitoerako masina tamin'izany andro izany ihany

DH: "tonga handoto ny fitoerako masina tamin'ny andro namonoana ny zanak'izy ireo ho an'ny sampin'izy ireo"

indro!

Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka eo. DH: "tokoa!"