# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka an'i Ezekiela momban'i Ohola sy Oholiba. # tamin'izany andro izany ihany no nandotoany ny Sabatako Ny hoe "tamin'izany andro izany ihany" dia maneho ny fehezanteny teo aloha hoe "nandoto ny fitoerako masina." DH: "ary tamin'io andro io ihany izy ireo dia nandoto ny fitoerako masina, nandoto ny Sabatako izy ireo" # tonga teo amin'ny fitoerako masina tamin'izany andro izany ihany DH: "tonga handoto ny fitoerako masina tamin'ny andro namonoana ny zanak'izy ireo ho an'ny sampin'izy ireo" # indro! Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka eo. DH: "tokoa!"