plt_tn/ezk/23/36.md

248 B

Ry zanak'olona, hitsara an'i Ohola sy Oholiba ve ianao?

DH: "Ry zanak'olona, hitsara an'i Ohola sy Oholiba ianao!"

misy rà eo an-tanany

Ny rà dia vokatry ny famonoana olona, ary noho izany dia maneho famonoana. DH: "namono olona izy ireo"