# Ry zanak'olona, hitsara an'i Ohola sy Oholiba ve ianao? DH: "Ry zanak'olona, hitsara an'i Ohola sy Oholiba ianao!" # misy rà eo an-tanany Ny rà dia vokatry ny famonoana olona, ary noho izany dia maneho famonoana. DH: "namono olona izy ireo"