plt_tn/ezk/23/32.md

614 B

Hisotro ny kapoakan'ny rahavavinao ianao

Ny fisotroana amin'ny kapoaka mitovy dia fomba hafa hilazana fa hiaina zavatra mitovy izy ireo. DH: "hiaina sazy mitovy amin'ny rahavavinao ianao"

izay lalina sy lehibe

Ity dia maneho ny habetsaky ny sazy azon'izy ireo. DH: "izay mafy"

fihomehezana sy foto-pihomehezana

Ireo dia samy maneho olona iray izay hiomehezana sy voakiana nohon'ny fitondratena adaladalan'izy ireo.

feno hipoka izany kapoaka izany

Ity fehezanteny ity dia tsy milaza izay ao anatin'ilay kapoaka satria efa azo izany amin'ny famakiana ny 23:30. DH: "izany kapoaka izany dia feno sazy"