plt_tn/ezk/23/32.md

16 lines
614 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hisotro ny kapoakan'ny rahavavinao ianao
Ny fisotroana amin'ny kapoaka mitovy dia fomba hafa hilazana fa hiaina zavatra mitovy izy ireo. DH: "hiaina sazy mitovy amin'ny rahavavinao ianao"
# izay lalina sy lehibe
Ity dia maneho ny habetsaky ny sazy azon'izy ireo. DH: "izay mafy"
# fihomehezana sy foto-pihomehezana
Ireo dia samy maneho olona iray izay hiomehezana sy voakiana nohon'ny fitondratena adaladalan'izy ireo.
# feno hipoka izany kapoaka izany
Ity fehezanteny ity dia tsy milaza izay ao anatin'ilay kapoaka satria efa azo izany amin'ny famakiana ny 23:30. DH: "izany kapoaka izany dia feno sazy"