plt_tn/ezk/23/30.md

8 lines
416 B
Markdown

# fanaovanao toy ny mpivaro-tena, filàna tamin'ireo firenena
Ny antony hilazan'ity fehezanteny ity fa nanao toy ny mpivaro-tena tamin'ireo firenena i Oholiba dia satria ireo lehilahy izay niarahany nandry dia famantarana ny harena sy fahefan'ireo firenena ireo.
# hataoko eo an-tananao ny kapoakin'ny famaizana azy
Ny teny hoe "kapoaka" dia maneho ny sazin'i Oholiba. Izany dia maneho ny zavatra izay noraisiny.