plt_tn/ezk/23/30.md

416 B

fanaovanao toy ny mpivaro-tena, filàna tamin'ireo firenena

Ny antony hilazan'ity fehezanteny ity fa nanao toy ny mpivaro-tena tamin'ireo firenena i Oholiba dia satria ireo lehilahy izay niarahany nandry dia famantarana ny harena sy fahefan'ireo firenena ireo.

hataoko eo an-tananao ny kapoakin'ny famaizana azy

Ny teny hoe "kapoaka" dia maneho ny sazin'i Oholiba. Izany dia maneho ny zavatra izay noraisiny.