plt_tn/ezk/23/24.md

580 B

fitaovam-piadiana

Ny teny Hebreo izay adika eto hoe "fitaovam-piadina" dia vitsy. Dikanteny vaovao maro no mandika izany amin'ity fomba ity, fa ireo dikanteny sasany dia manala izany.

ampinga lehibe, ampinga kely, ary aroloha hanohitra anareo

Ireo fitaovana fiarovana ireo dia ampiasaina mba hanehoana an'ireo karazana miaramila samihafa any an'ady.

Hanapaka ny oronao sy ny sofinao izy ireo

Ity dia mamaritra ny sazy any Babylona ho an'ny vehivavy manambady izay miara-mandry amin'ny lehilahy izay tsy vadin'izy ireo. DH: "hanasazy anao toy ny mpijangajanga izy ireo"