# fitaovam-piadiana Ny teny Hebreo izay adika eto hoe "fitaovam-piadina" dia vitsy. Dikanteny vaovao maro no mandika izany amin'ity fomba ity, fa ireo dikanteny sasany dia manala izany. # ampinga lehibe, ampinga kely, ary aroloha hanohitra anareo Ireo fitaovana fiarovana ireo dia ampiasaina mba hanehoana an'ireo karazana miaramila samihafa any an'ady. # Hanapaka ny oronao sy ny sofinao izy ireo Ity dia mamaritra ny sazy any Babylona ho an'ny vehivavy manambady izay miara-mandry amin'ny lehilahy izay tsy vadin'izy ireo. DH: "hanasazy anao toy ny mpijangajanga izy ireo"