plt_tn/ezk/23/11.md

16 lines
481 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manomboka milaza amin'i Ezekiela ilay tantara momban'ny vadiny Oholiba mampirafy, ilay rahavavin'i Ohola.
# Oholiba
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 23:1.
# niakanjo manaitra, izay lehilahy mitaingin-tsoavaly
Ireo fehezanteny ireo dia samy mamaritra an'ireo lehilahy izay manan-karena. DH: "izay nanan-karena"
# Nitovizan'izy mirahavavy izany
DH: "Ireo mpirahavavy dia samy lasa maloto tamin'ny alalan'ny fijangajangana"