plt_tn/ezk/23/11.md

481 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manomboka milaza amin'i Ezekiela ilay tantara momban'ny vadiny Oholiba mampirafy, ilay rahavavin'i Ohola.

Oholiba

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 23:1.

niakanjo manaitra, izay lehilahy mitaingin-tsoavaly

Ireo fehezanteny ireo dia samy mamaritra an'ireo lehilahy izay manan-karena. DH: "izay nanan-karena"

Nitovizan'izy mirahavavy izany

DH: "Ireo mpirahavavy dia samy lasa maloto tamin'ny alalan'ny fijangajangana"