plt_tn/ezk/22/01.md

16 lines
594 B
Markdown

# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
# Ary ianao, ry zanak'olona, hitsara ve ianao? Hitsara ny tanànan'ny rà ve ianao?
DH: "Ry zanak'olona, mandehana ary mitsarà. Mandehana ary tsarao ny tanànan'ny rà?
# tanànan'ny rà
Yaveh dia maneho an'i Jerosalema toy ny hoe tanànan'ny rà. Ity dia maneho ny famonoana olona sy ny herisetra izay mitranga any Jerosalema.
# eo afovoany ... ny tenany
Jerosalema eto no resahana. Tanàna izay matetika noheverina ho vehivavy. Ity dia mitohy hatrany amin'ny andininy faha 32.