# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh "niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1. # Ary ianao, ry zanak'olona, hitsara ve ianao? Hitsara ny tanànan'ny rà ve ianao? DH: "Ry zanak'olona, mandehana ary mitsarà. Mandehana ary tsarao ny tanànan'ny rà? # tanànan'ny rà Yaveh dia maneho an'i Jerosalema toy ny hoe tanànan'ny rà. Ity dia maneho ny famonoana olona sy ny herisetra izay mitranga any Jerosalema. # eo afovoany ... ny tenany Jerosalema eto no resahana. Tanàna izay matetika noheverina ho vehivavy. Ity dia mitohy hatrany amin'ny andininy faha 32.