plt_tn/ezk/21/28.md

296 B

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

navoaka

"ao ivelan'ny fitoerany"

Raha mahita fahitam-poana ho anao ireo mpaminany

Ny teny hoe "anao" dia maneho ny firenen'i Amona. Ity dia mitohy hatrany amin'ny andininy faha 32.

fahitam-poana

"fahitana izay tsy marina"