# zanak'olona Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1. # navoaka "ao ivelan'ny fitoerany" # Raha mahita fahitam-poana ho anao ireo mpaminany Ny teny hoe "anao" dia maneho ny firenen'i Amona. Ity dia mitohy hatrany amin'ny andininy faha 32. # fahitam-poana "fahitana izay tsy marina"