plt_tn/ezk/21/21.md

20 lines
642 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany.
# andry vy fandrodanana
milina lehibe izay nampiasain'ny olona mba handrodanana manda na tilikambo.
# hamely izany
"hamely an'i Jerosalema"
# hanamboatra tovon-tany
Ireo dia tovon-tany misavovona izay namboarin'ny mpanjakan'i Babylona mba hahafahan'ireo miaramilany miakatra ny mandan'i Jerosalema.
# tilikambo fanaovana fahirano
Ireo dia tilikambo vita amin'ny hazo izay namboarin'ny mpanjakan'i Babylona manodidina an'i Jerosalema mba hanomezana fahafahana an'ireo miaramila Babyloniana mba hitifitra zana-tsipìka hihoatra ny mandan'i Jerosalema.